Bienvenue! / Tonga soa!

© Dadah-Mahaleo

 

Un site des plus simples, mais fait avec amour, consacré à Dadah du groupe Mahaleo. Il est à mes yeux un grand compositeur, et surtout un père formidable!

Vous trouverez ici les paroles d'une sélection de ses chansons.

N'hésitez pas à laisser un commentaire dans le livre d'or ou/et à m'envoyer vos photos avec Dadah pour compléter la galerie!

Photo: 2005

                                                 

Faly miarahaba anareo tonga eto amin'ity sehatra ity izay natokako am-pitiavana be ho an'i Dadah (Mahaleo).

Amiko dia mpamoron-kira tsy manan-tsahala izy, ary koa dada malala!

"Dada malala ô! Sombin'ny aina..."

Eto dia ahitanareo tononkira, boky volamena azo ametrahana hafatra, ary tahirintsary ho fahatsiarovana ny fihaonanareo tamin'i Dadah!

Sary: 2005                                                              

Recherche personnalisée

 

© 2009 Dadah-Mahaleo.com
#AJAX_Actualite#